Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Siège de la FAO – Viale delle Terme di Caracalla – Rome ITALY
fivoriana antampony iraisam-pirenena faha 36 ny komitin’ny Jono (36th COFI).

Tontosaina eto anivon’ny FAO ny 08 – 12 jolay 2024 ny fivoriana antampony iraisam-pirenena faha 36 ny komitin’ny Jono (36th COFI) ka Firenena miisa 194 mpikambana eo anivon’izany Komity Iraisam-pirenena ny Jono (COFI) izany no samy voasolo tena eto ka anisan’izany i Madagascar amin’ny alalan’ny Rtoa DRPEB Vakinankaratra izay nahazo fanasana manokana amin’ny maha mpanamora « Facilitateur » azy eo anivon’ny Vondrona Afrikana (AU-IBAR) sy ny Vovonana « SIDS’ Afrikana, ny ekipa WWF sy ny solotenan’ny Mpanjono ary ny ekipa ny maso ivohon’ny Madagascar aty Rome.
  Marihina fa mandray anjara ihany koa isika Malagasy amin’ireo « Side Event » maromaro toy ny « Session 10eme anniversaire PFRS » sy ny « 3eme réunion Plateforme SIDS africaine » ary indrindra ny fisoloana tena an’i Madagascar amin’ny maha Firenena mambra ny COFI azy. Izany no hatao mba hikarohana fiaraha-miasa ho fampandrosoana hatrany ny sehatry ny Jono Malagasy.