

FAMPAHAFANTARANA IREO ZAVA-BITA NANDRITRA NY TAONA 2024 SY IREO VINAN’ASA HO TANTERAHINA AMIN’ITY TAONA 2025 ITY MPEB, Ampandrianomby , Antananarivo.- Ampahitra ,Pk 13 , lalana mampitohy an’i Moramanga sy Anosibe an’ala
MIHA MARO IREO OLONA MISEHATRA AMIN’NY FIOMPIANA TRONDRO TAORIAN’NY FANENTANANA IZAY NATAO