FOJAEB , ANDIANY FAHAROA
Isika Tanora rehetra #HIFANOME_TANANA Hampandrosoana an’i Madagasikara sy Afrika manontolo amin’ny alalan’ny fampiroboroboana ny #Toekarena_Manga.
Tsiahivina hatrany fa mandritra ity Fivoriamben’ny Tanora aty Afrika ity dia entina hamantarana ireo
ireo tombontsoa entin’ny Toekarena manga na amin’ny lafiny ara-traikefa na lafiny arak’asa.
Hihaona sy hifanakalo amin’ireo manampahaizana sy tanora eto Afrika .
Hiara mandinika izay azo andraisanao anjara ihany koa amin’ny fampandrosoana maharitra
Tsara ny Manamarika fa miara-miasa akaiky ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga sy ny Ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahatena Ary ny Ministeran’ny fizahantany sy ny asa tanana mandritra ity hetsika lehibe ho an’ny Tanora aty Afrika ity.
Misaotra antsika sahady amin’ny fandraisana anjara,Mbola manana roa Andro Isika hifampizarana traikefa amin’ireo Manampahaizana isan-tsokajiny miaraka amintsika mandritra ity FOJAEB ity 


