Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Fampihofanana fahalalana fototra mikasika ny fiompiana trondro


🔸Fiompiana trondro an-dobo, an-tanimbary ary dobo vita simenitra
🔸Famokarana zanatrondro Tilapia sy Karpa
🔸Ireo sakafo-trondro

𝗔𝗠𝗕𝗔𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗭𝗔𝗞𝗔
📆 11-12 May 2023
🏢 Immeuble TANGORONA, Faritra Alaotra Mangoro.
✍️ Fisoratana anarana : Birao DRPEB Alaotra Mangoro, « Enceinte Génie Rurale » Antsahatanteraka.

𝗠𝗢𝗥𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔
📆 16-17 May 2023
🏢 Trano fivorian’ny Kaomina Ambanivohitr’i Ambohibary.
✍️ Fisoratana anarana : Birao « Circonscription Pêche », Moramanga, Biraon’ny Kaomina Ambohibary.

Nous contacter : Les actus du ministère