Ambositra, Faritra Amoron’i Mania
Nidina ifotony ny avy ao amin’ny #STAC, nampahafantatra sy nanentana ny « standard de service et de comportement » an’ireo mpasa eo anivon’ny Ministera sy ny ratsamangaika misy ao aminy.
Navohitra ireo mety ahitana kolikoly eto amin’ny sehatry ny asa eo anivon’ny Ministera ary naroso ihany koa ny tokony hatao hanoerana izany. Azo tsapaintanana, arak’izany ny asa vita eo amin’ny fanantontosana ny PTA ho any Faritra Amoron’i Mania izay hoentina miady amin’ny kolikoly.
Natao ny faha 24 Febroary 2025, izany fidinana ifotony izany, tao Ambositra, Faritra Amoron’i Mania, izay niarahana tamin’ny #DRPEB_Amoron_i_Mania.