Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Ambanja, Faritra Diana
Fivoriana fakan-kevitra momba ireo tetikasa entina hampivoarana sy hampaharitra ny jono

Tontosa ny faha 17 Aprily 2025 tao Ambanja ny fivoriana fakan-kevitra momba ireo tetikasa entina hampivoarana sy hampaharitra ny jono manodidina ny faritra arovana Sahamalaza, kaominina Maromandia, Distrika Analalava, Faritra Sofia.
Maro ireo hevitra nivoitra anisan’izany ny fametrahana « unité de froid » sy « unité de transformation » ary fampiroboroboana ny fiompiana zanga amin’ny fametrahana « ecloserie » any Nosy Be.
Tonga niatrika fivoriana ny solontenan’i Gouverneur Sofia, Chef Distrika Ambanja, DREDD Sofia, Directeur de CCI Sofia ary ireo mpanangom-bokatra.
Ny #MNP no manohana ara-bola ity tetikasa ity amin’ny alalan’ny #Projet_PCD na « Pêche Côtière Durable ».