Akadinondry Sakay
Fitokanana amin’ny fomba ofisialy Tsangam-bato marim-pahatsiarovana tamin’ny fandalovan’Atoa Minisitra Teo an-toerana
Hafaliana Ary voninahitra lehibe ho an’ireo vahoan’ny Akadinondry Sakay ihany koa izao fandalovan’A toa Minisitra MAHATANTE Paubert izao , ny ankamaroan’izy ireo izay misehatra amin’ny fiompiana trondro ,Nisy koa anefa ireo Vao hisehatra amin’izany.
Nisy arak’izany ny fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny tsangam-bato izay marim-pahatsiarovana tamin’ny fandalovan’A toa Minisitra Teto an-toerana.
Nirary soa Ary Maniry ny tenany fa aorian’izao fandalovany izao dia hitombo avo roa heny ireo vahoaka hisehatra amin’ny fiompiana trondro