Akadinondry Sakay ,Faritra Bongolava
FAMBOLEN-KAZO : Zana-kazo miisa 4300 fototra no novolena.
Anisan’ny miantoka betsaka amin’ny fisian’ny rano ny ala , miaro ireo renirano Ary ahafahana hitehirizana ireo loharano.
Tsy misy kosa ny resaka fanjonoana Raha tsy misy ny ala .
Nanantateraka fambolekazo tao Akadinondry Sakay Niaraka tamin’ny Fikambananan’ny AISPA A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert izay notronin’ny solombavam-bahoaka voafidy tao an-toerana,ny Governoran’ny Faritra Bongolava Sy ireo manam-pahefana isan-tsokajiny eny ifotony, ny ekipan’ny avy ao amin’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana Lovain-jafy.
Nandray anjara tao avokoa na ireo mpianatra na olon-tsotra ,sivily sy miaramila.
Zana-kazo miisa 4300 no novelana Ary iront karazana-kazo Frêne izay anisan’ny hazo tsara indrindra.
Ho an’ny Ministeran’ny Jono : Ny ala nonmampisy ny rano. Ary ny rano mampisy ny Toekarena Manga.