Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

ANJOMA , DISTRIKAN’NY ANOSIBE AN’ALA
VOAVAHA NY OLAN’IREO MPIOMPY TRONDRO

Tamin’ny taona lasa no nampahafatarin’ireo vahoaka izay Liana te hisehatra amin’ny fiompiana trondro ny olan’izy ireo mahakasika ny fahazoana zana-trondro sy famoaham-bokatra entina hitadivana lalam-barotra.

Voavaha izany ankehitriny nohon’ny fiaraha-mientana teo amin’ireo vahoaka sy ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny fanamboarana ny lalana ahafahana mamoaka ireo vokatra Téo ihany koa ny fahazoana zana-trondro amin’ny vidiny mora.

Nisy ihany koa ny fanazavana misimisy kokoa mahakasika ny fiompiana trondro izay nidina ifotony avy hatrany teny amin’ny Dobo izay tantaninA/toa Jimmy. Ny mahakasika ny fananahan’ireo trondro, sy ny mombamomba azy rehetra . Ankoatr’izay Dia noraisina hatrany ny fanontaniana manitikitika azy ireo.

#MPEB #ANOSIBE_ANALA #FIOMPIANA_TRONDRO.