Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Zone d’Emergence Piscicole ZEP : 85% ny asa no efa vita

Tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fananganana ny foto-drafitrasa ZEP teny Tsiafahy A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert anio 11 Aprily 2024 notronin’ireo Delegasionina isan-tsokajiny miaraka aminy. Azo lazaina fa Efa mamarana ny pitsopitsony rehetra ireo tompon’andraikitra eny an-toerana Ankehitriny satria Efa ny 85% ny asa no efa Tafapetraka.
  Marihina fa toerana izay entina hamokarana zana-trondro ity toerana ity izay Anisan’ny mahazo tombony Voalohany amin’izany ireo mpiompy trondro ahafahan’izy ireo mampiroborobo ny asa fihariany , amin’ny fampitomboana ny vokatra sns.
  Narahina fifanakalozan-kevitra tamin’ireo tomponan’andraikitra teny an-toerana Ny fidinana ifotony izay nanomezan’A/toa Minisitra torohevitra maro ahafahana Manatsara ny foto-drafitrasa.