Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

𝐀𝐑𝐑𝐄̂𝐓𝐄́
Portant fermeture de la pêche continentale, Campagne 2023-2024, dans la Région BETSIBOKA, du 15 Novembre 2023 au 15 Janvier 2024.

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐍𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀
Ny Fitaleavamparitry ny Jono sy ny Toekarena Manga BETSIBOKA dia mampahafantatra ny be sy ny maro fa voarara ny fanjonoana, ny fivarotana, fividianana, fitanterana ary ny fiterizana ny vokatra an-dranomamy rehetra ato anatin’ny Faritra Betsiboka manomboka ny 15 Novambra 2023 ka hatramin’ny 15 Janoary 2024.